| Entry | 1 teniko fe lehibe |
| Elementary words | 2 teny, 3 fe, 4 lehy, 5 be |
| Part of speech | 6 locution |
| Explanations in Malagasy |
7 teny mampiseho fahefana tsy azo toherina, tsy iadian-kevitra fa ekena fotsiny amin' izao [1.1] |
| Explanations in English |
8 it is my order, I am the boss [1.7] |
| Explanations in French |
9 c'est mon ordre, je suis le chef [1.8] |
| Synonyms | 10 didiko fe lehibe, teniko fe-andriana |
| Updated on 2025/10/11 |
|